-
Estera 5:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary hoy ny mpanjaka taminy: “Misy olana angaha, ry Estera vadin’ny mpanjaka? Inona no tadiavinao? Fa na ny antsasaky ny fanjakako aza no angatahinao, dia homena anao.”
-
-
Estera 5:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera, rehefa naroso ny divay: “Inona no angatahinao, fa homena anao izany? Ary inona no tadiavinao? Fa na ny antsasaky ny fanjakako aza no angatahinao, dia homena anao.”+
-