-
Joba 5:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Fa raha izaho ianao dia Andriamanitra no hangatahako fanampiana,
Ary Andriamanitra no hasaiko mitsara ny adiko,
9 Dia Ilay manao zavatra lehibe tsy takatry ny saina,
Sy zava-mahagaga tsy hita isa.
-
-
Joba 11:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Raha mba nanomana ny fonao mantsy ianao,
Ary nanandratra ny tananao hivavaka aminy.
-
-
Joba 22:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Raha miverina amin’ilay Mahery Indrindra ianao, dia hiverina amin’ny laoniny ny fiainanao;+
Raha esorinao tsy ho ao amin’ny tranolainao ny tsy fahamarinana,
-