-
Joba 11:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Raha misy ratsy nataon’ny tananao, dia ario lavitra izany,
Ary aza avela hisy tsy fahamarinana hipetraka ao amin’ny tranolainao.
-
-
Joba 11:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hamiratra kokoa noho ny mitataovovonana ny fiainanao;
Na ny haizina eo aminy aza ho toy ny maraina.
-