-
Joba 15:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Misy zavatra hampahafantariko anao, ka henoy aho!
Hotantaraiko anao izay hitako,
18 Dia izay zavatra henon’ny olon-kendry avy tamin’ny razambeny+ ka notantarainy,
Fa tsy nafeniny.
-