FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i* Joba mpanompoko ve ianao? Tsy misy hoatr’azy eny ambonin’ny tany. Manao ny marina sy tsy mivadika*+ izy, sady matahotra an’Andriamanitra ka mifady ny ratsy. Mbola tsy mivadika mihitsy izy,+ na dia mampirisika ahy hamotika ny fiainany*+ tsy amin’antony aza ianao.”

  • Joba 34:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Niteny mantsy i Joba hoe: ‘Manana ny rariny aho,+

      Saingy tsy nomen’Andriamanitra rariny.+

       6 Izaho ve dia handainga momba an’izay tokony ho didim-pitsarana momba ahy?

      Tsy mety sitrana ny feriko, na dia tsy nandika lalàna aza aho.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara