-
Joba 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nifandimby nanao fanasambe tany an-tranony avy ireo zanany lahy, ary samy nanana ny andro nanaovany an’izany. Nasain’izy ireo hiara-mihinana sy misotro aminy koa izy telo vavy anabaviny.
-