Genesisy 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ary hampisy safodrano+ eny ambonin’ny tany aho, ka handringana ny nofo rehetra manam-pofonaina eny ambanin’ny lanitra. Dia ho faty ny zava-drehetra eny ambonin’ny tany.+
17 “Ary hampisy safodrano+ eny ambonin’ny tany aho, ka handringana ny nofo rehetra manam-pofonaina eny ambanin’ny lanitra. Dia ho faty ny zava-drehetra eny ambonin’ny tany.+