Deoteronomia 28:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hitsapatsapa ianao amin’ny mitataovovonana, hoatran’ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizina,+ ka tsy hahomby daholo izay hataonao. Dia hisy hanambaka sy handroba foana ianao, nefa tsy hisy hamonjy.+
29 Hitsapatsapa ianao amin’ny mitataovovonana, hoatran’ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizina,+ ka tsy hahomby daholo izay hataonao. Dia hisy hanambaka sy handroba foana ianao, nefa tsy hisy hamonjy.+