Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+ Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+ Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy, Koa iza no hatahorako?+ I Jehovah no manda miaro ny aiko,+ Koa iza no haharaiki-tahotra ahy? Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+
2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+ Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy, Koa iza no hatahorako?+ I Jehovah no manda miaro ny aiko,+ Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+