FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 9:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Raha tsy mikapoka ahy intsony izy,*

      Ary tsy mampihorohoro ahy intsony mba hampitahorana ahy,+

      35 Dia tsy hatahotra ny hiresaka aminy aho,

      Satria tsy olona matahotra miteny aho.

  • Joba 33:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa hoatr’anao ihany aho eo anatrehan’ilay tena Andriamanitra;

      Tanimanga koa no namolavolana ahy.+

       7 Koa tsy tokony hatahotra be ahy ianao,

      Ary tsy tokony hanavesatra anao izay holazaiko.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara