-
Asan’ny Apostoly 26:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Maninona ianareo no mihevitra* fa tsy azo inoana hoe manangana ny maty Andriamanitra?
-
-
1 Korintianina 15:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Raha torina hoe efa natsangana tamin’ny maty i Kristy,+ dia ahoana no ilazan’ny sasany aminareo fa tsy misy fitsanganan’ny maty?
-