-
Joba 8:11-13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Haniry tsara ve ny zozoro raha tsy eny amin’ny honahona?
Ary haniry tsara ve ny bararata raha tsy misy rano?
12 Mbola tsy mamelana sy tsy voatapaka akory izy,
Dia efa ho maina alohan’ny zavamaniry hafa rehetra.
-