-
Joba 1:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tsy tapitra akory ny teniny, dia efa nisy hafa koa tonga nilaza hoe: “Nanao andiany telo ny Kaldeanina+ ka nirohotra nankeny amin’ny rameva, dia nalainy ireny. Ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mpanompo, dia izaho irery sisa no afa-nandositra hilaza aminao.”
-