-
Joba 30:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Natsipin’Andriamanitra tao anaty fotaka aho;
Nanjary toy ny vovoka sy lavenona aho.
-
-
Salamo 7:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia aoka hanenjika ahy ny fahavalo ka hahatratra ahy;
Aoka hohitsakitsahiny eo amin’ny tany aho,*
Ary hohosihoseny eo amin’ny vovoka ny voninahitro. (Sela)
-