FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 88:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa efa tototry ny fahoriana aho,+

      Ary efa ho lasa ao amin’ny Fasana* ny aiko.+

       4 Efa isaina ho anisan’ireo midina any an-davaka* aho;+

      Lasa olona tsy misy mpiaro* aho,+

  • Isaia 38:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy aho: “Hiditra eo am-bavahadin’ny Fasana* aho,

      Amin’izao mbola tsy antitra izao.

      Hesorina amiko ny taona sisa hiainako.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara