FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra: “Tsara noho ny torohevitr’i Ahitofela ny an’i Hosay Arkita!”+ Efa nanapa-kevitra* mantsy i Jehovah hoe hataony izay tsy hanarahana ny torohevitr’i Ahitofela,+ na dia tsara aza ilay izy. Amin’izay i Jehovah ho afaka hanisy loza an’i Absaloma.+

  • Isaia 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ataovy donto ny fon’ity vahoaka ity,+

      Ataovy tsy maheno tsara ny sofiny,+

      Dia ataovy miraikitra ny masony,

      Amin’izay ny masony tsy hahita,

      Ary ny sofiny tsy haheno.

      Amin’izay koa ny fony tsy hahazo ny dikan’ny zavatra henony,

      Dia tsy hiverina amiko izy ka tsy ho sitrana.”

  • Matio 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara