-
Salamo 69:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Rehefa niakanjo gony aho,
Dia nesoesoin’izy ireo.*
12 Izaho no ambentin-dresak’ireo mipetraka eo am-bavahadin’ny tanàna,
Ary manao hira momba ahy ny mpisotro toaka.
-