21 Alohan’ny handehanako any amin’ny toerana izay tsy hiverenako intsony,+
Dia any amin’ny tany anjakan’ny haizim-pito,+
22 Any amin’ny tany misy haizina mikitroka,
Dia tanin’ny haizim-pito sy korontana,
Ka na ny hazavana any aza toy ny haizim-pito.”