-
Levitikosy 24:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary izao no holazainao amin’ny Israelita: ‘Izay olona manozona ny Andriamaniny dia hizaka ny vokatry ny fahotany. 16 Koa tsy maintsy vonoina ho faty izay miteny ratsy ny anaran’i Jehovah.+ Tsy maintsy mitora-bato azy ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana, na hafa firenena izy na teratany.
-