Joba 8:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Toy izany no hiafaran’izay* rehetra manadino an’Andriamanitra,Satria ho foana ny fanantenan’izay tsy matahotra azy,*14 Izay miantehitra amin’ny hazo boboka,*Sy matoky zavatra mora tapaka hoatran’ny tranon-kala. Joba 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hahita tsara kosa ny mason’ny ratsy fanahy;Tsy hahita toerana handosirana izy ireo,Ary ny fahafatesana* sisa no azony antenaina.”+
13 Toy izany no hiafaran’izay* rehetra manadino an’Andriamanitra,Satria ho foana ny fanantenan’izay tsy matahotra azy,*14 Izay miantehitra amin’ny hazo boboka,*Sy matoky zavatra mora tapaka hoatran’ny tranon-kala.
20 Tsy hahita tsara kosa ny mason’ny ratsy fanahy;Tsy hahita toerana handosirana izy ireo,Ary ny fahafatesana* sisa no azony antenaina.”+