-
Joba 15:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tsy afaka ao an-tsofiny ny feo mampahatahotra;+
Misy mpandroba manafika izy, na dia milamina aza ny tany.
-
-
Joba 20:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Sintoniny ny zana-tsipìka nitsatoka tao an-damosiny,
Dia ny fitaovam-piadiana manjelatra nitsatoka teo amin’ny aferony,
Ka mihorohoro izy.+
-