-
Joba 2:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Farany, dia hoy ny vadiny taminy: “Mbola tsy mivadika amin’Andriamanitra ihany ve ianao? Manozòna an’Andriamanitra, dia aleo ianao maty!” 10 Hoy anefa i Joba taminy: “Miteniteny foana hoatran’ny vehivavy tsy misaina ianao! Ny tsara ihany angaha no raisintsika avy amin’ilay tena Andriamanitra fa tsy ny ratsy koa?”+ Na teo aza izany rehetra izany, dia tsy nanota i Joba tamin’izay nolazainy.+
-