Salamo 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa izaho kosa manao ny marina, ka hahita ny tarehinao;Afa-po aho rehefa mifoha eo anatrehanao.*+