Joba 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Toy izany no hiafaran’izay* rehetra manadino an’Andriamanitra,Satria ho foana ny fanantenan’izay tsy matahotra azy,* Joba 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa ongotana* hiala amin’ny toerany anefa izy,Dia handa azy ilay toerana ka hilaza hoe: ‘Mbola tsy nahita anao mihitsy aho.’+
13 Toy izany no hiafaran’izay* rehetra manadino an’Andriamanitra,Satria ho foana ny fanantenan’izay tsy matahotra azy,* Joba 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa ongotana* hiala amin’ny toerany anefa izy,Dia handa azy ilay toerana ka hilaza hoe: ‘Mbola tsy nahita anao mihitsy aho.’+
18 Rehefa ongotana* hiala amin’ny toerany anefa izy,Dia handa azy ilay toerana ka hilaza hoe: ‘Mbola tsy nahita anao mihitsy aho.’+