-
Habakoka 1:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa maninona aho no avelanao hahita olona manao ratsy?
Maninona no jerenao fotsiny ny olona manjakazaka?*
Maninona koa aho no mahita olona mandroba sy mahery setra?
Ary maninona no mifamaly sy miady ny olona hatraiza hatraiza?
-
-
Habakoka 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Madio loatra ny masonao ka tsy tia mijery zava-dratsy,
Ary tsy tantinao mihitsy ny mahita zava-dratsy.+
-