Joba 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hanadino azy ny reniny,* ary hankafy hihinana azy ny olitra. Tsy hotsarovana intsony izy.+ Ho tapaka tahaka ny hazo ny tsy fahamarinana.
20 Hanadino azy ny reniny,* ary hankafy hihinana azy ny olitra. Tsy hotsarovana intsony izy.+ Ho tapaka tahaka ny hazo ny tsy fahamarinana.