-
Joba 16:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Efa nandre zavatra be dia be hoatr’izany aho.
Mpampionona mandreraka daholo ianareo!+
3 Hisy farany ve izany resa-be izany?
Fa inona no mahatonga anao hamaly hoatr’izany?
-