-
Salamo 18:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Fa narahiko foana ny lalan’i Jehovah,
Ary tsy nanao ratsy aho ka hoe niala tamin’ny Andriamanitro.
-
-
Salamo 44:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Tsy mivily ny fonay,
Ary tsy miala amin’ny lalanao ny dianay.
-