4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky ny mpaminany,+ tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko, izay mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra an’i Jehovah foana+ izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa haka ny zanako roa lahy ho andevony.”