-
Deoteronomia 24:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tokony haverinao aminy ilay zavatra nomeny hatao antoka, raha vao milentika ny masoandro. Dia hoentiny matory ilay akanjony+ ka hitso-drano anao izy. Ho olo-marina eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao raha manao an’izany.
-