Mpitoriteny 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nodinihiko indray ny fampijaliana* rehetra mitranga etỳ ambanin’ny masoandro. Hitako ny ranomason’ny olona ampijalina, nefa tsy mba nisy olona nampionona azy.+ Nanana fahefana mantsy ny mpampijaly azy, ka tsy mba nisy olona nampionona azy.
4 Dia nodinihiko indray ny fampijaliana* rehetra mitranga etỳ ambanin’ny masoandro. Hitako ny ranomason’ny olona ampijalina, nefa tsy mba nisy olona nampionona azy.+ Nanana fahefana mantsy ny mpampijaly azy, ka tsy mba nisy olona nampionona azy.