FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 7:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Nandalo teo amin’ilay zoron-dalana teny akaikin’ny tranon’ilay vehivavy izy,

      Dia nandeha tamin’ny lalana mankany amin’ny tranony.

       9 Harivariva efa maizimaizina tamin’izay,+

      Rehefa ho alina sy maizina iny ny andro.

      10 Dia iny nisy vehivavy nitsena azy,

      Nanao akanjona mpivaro-tena+ sady fetsifetsy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara