-
Mpitoriteny 8:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Na dia manao ratsy injato aza ny mpanota, ary mbola ela velona ihany, dia fantatro fa ho tsara fiafara izay matahotra an’ilay tena Andriamanitra, satria matahotra Azy.+ 13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ ary tsy ho vitany koa ny hanalava ny androm-piainany izay toy ny aloka,+ satria izy tsy matahotra an’Andriamanitra.
-