-
Joba 12:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ianareo tokoa izany no tena manam-pahaizana,
Ka hiara-maty aminareo ny fahendrena!
-
-
Joba 17:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Andao àry tohizo indray ny adihevitrareo,
Fa tsy hitako izay hendry aminareo.+
-