-
Joba 10:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Koa nahoana aho no navoakanao avy tao an-kibo?+
Tahaka izay aho maty dia tsy nisy maso nahita ahy.
19 Dia mba toy ny hoe tsy nisy mihitsy aho;
Ho nalaina avy tao an-kibo aho, ka tonga dia nalefa tany am-pasana.’
-