FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 9:7-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Novonoin’izy ireo koa i Parsandata, Dalfona, Aspata, 8 Porata, Adalia, Aridata, 9 Parmasta, Arisay, Ariday, ary Vaizata, 10 dia izy folo lahy zanak’i Hamana zanak’i Hamedota, ilay fahavalon’ny Jiosy.+ Tsy nandroba fananana anefa ny Jiosy, rehefa avy namono an’ireny.+

  • Hosea 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nambolena teo amin’ny toerana be vilona i Efraima, ka hoatran’i Tyro+ izy amiko.

      Izao anefa izy tsy maintsy mitondra ny zanany hovonoin’ny fahavalo.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara