FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hoy i Jehovah: “Dia hafeniko amin’i Abrahama ve ny zavatra hataoko?+

  • Genesisy 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Efa fantatro tsara izy izao. Koa azoko antoka hoe hasainy manaraka ny lalan’i Jehovah ny ankohonany sy ny zanany handimby azy, ka hanao ny tsara sy hanao ny rariny.+ Amin’izay dia hotanterahin’i Jehovah amin’i Abrahama izay efa nampanantenainy momba azy.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara