2 Mpanjaka 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekia, izany hoe ny heriny rehetra sy ny nanaovany an’ilay dobo+ sy lakandrano nitarihany rano nankao an-tanàna?+ 2 Tantara 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 I Hezekia no nanentsina ny loharano+ ambony tao Gihona,+ sy namily an’ilay rano hidina hiankandrefana nankany amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary nahomby izy tamin’izay rehetra nataony.
20 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekia, izany hoe ny heriny rehetra sy ny nanaovany an’ilay dobo+ sy lakandrano nitarihany rano nankao an-tanàna?+
30 I Hezekia no nanentsina ny loharano+ ambony tao Gihona,+ sy namily an’ilay rano hidina hiankandrefana nankany amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary nahomby izy tamin’izay rehetra nataony.