-
Genesisy 25:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia niala aina izy ka maty, rehefa ela velona sady efa antitra sy afa-po tamin’ny fiainana. Ary nangonina any amin’ny razambeny* izy.
-
-
2 Mpanjaka 22:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Koa hangoniko any amin’ny razambenao* ianao, ary halevina any amin’ny fasanao amin’ny fotoana mampilamina ny tany, ka tsy ho hitan’ny masonao ny loza rehetra hamelezako an’ity toerana ity.’”’” Dia nolazain’izy ireo tamin’ny mpanjaka izany valin-teny izany.
-