-
Mpitoriteny 7:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Aleo mankany amin’ny trano misy fisaonana toy izay mankany amin’ny trano misy fanasana,+ satria fahafatesana no hiafaran’ny olombelona rehetra, ka tokony hisaintsaina an’izany ny velona.
-