-
Joba 16:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Efa nandre zavatra be dia be hoatr’izany aho.
Mpampionona mandreraka daholo ianareo!+
-
-
Salamo 69:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa enjehin’izy ireo ilay nokapohinao,
Ary ataony ambentin-dresaka ny fanaintainan’ireo noratrainao.
-