-
Joba 2:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary naka vakim-bilany tanimanga i Joba hikikisany ny tenany. Dia nipetraka teo amin’ny lavenona+ izy.
-
-
Joba 2:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Niara-nipetraka taminy teo amin’ny tany, fito andro sy fito alina, izy telo lahy avy eo. Ary tsy nisy niteny taminy izy ireo na indraim-bava aza, satria hitan’izy ireo fa nijaly be izy.+
-
-
Joba 7:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Rehefa matory aho, dia mieritreritra hoe: ‘Rahoviana re aho no hifoha e?’+
Hoatran’ny tsy mety tapitra anefa ny alina, ka sasatry ny mivadibadika aho mandra-pahangiran-dratsin’ny andro.
-