Joba 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rakotra olitra sy vovoka mivaingambaingana ny nofoko.+Feno takopery sy nana ny hoditro.+ Fitomaniana 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lasa mainty noho ny molaly* anefa izy ireo,Ka tsy fantatra intsony eny an-dalana. Nikainkona sy niraikitra tamin’ny taolany ny hodiny,+ ary lasa maina toy ny kitay.
8 Lasa mainty noho ny molaly* anefa izy ireo,Ka tsy fantatra intsony eny an-dalana. Nikainkona sy niraikitra tamin’ny taolany ny hodiny,+ ary lasa maina toy ny kitay.