FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 15:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 ‘Asio an’ilay mikiramborambo ny akanjonareo, amin’izay rehefa mahita an’ilay izy ianareo, dia hahatsiaro ny didin’i Jehovah rehetra ka hankatò an’izany.+ Aza manao izay tian’ny fonareo sy ny masonareo fotsiny, fa hahatonga anareo hivaro-tena* amin’ny andriamani-kafa izany.+

  • Mpitoriteny 11:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Mifalia ry tanora dieny mbola tanora ianao, ary ataovy izay mampifalifaly ny fonao amin’ny andro fahatanoranao. Ataovy izay irin’ny fonao sy izay mahafinaritra ny masonao. Fantaro anefa fa hotsarain’ilay tena Andriamanitra* ianao amin’izany rehetra izany.+

  • Ezekiela 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hahatsiaro ahy any amin’izay firenena hitondrana azy ho babo ireo tafavoaka velona ireo.+ Ho fantany fa tena nalahelo aho satria nivadika tamiko* sy niala tamiko ny fony,+ ary nitsiriritra an’ireny* sampiny maharikoriko ireny ny masony.+ Hahamenatra sy hahatsiravina azy ireo ny zavatra ratsy sy maharikoriko rehetra vitany.+

  • Matio 5:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Jaona 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara