- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 4:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
27 Raha vao tonga teo amin’ilay lehilahin’Andriamanitra teo an-tendrombohitra izy, dia notazoniny ny tongotr’ilay lehilahy.+ Dia nanatona i Gehazy mba hanala azy, nefa hoy ilay lehilahin’Andriamanitra: “Avelao izy fa mafy ny manjo azy, saingy nafenin’i Jehovah tamiko izany fa tsy nampahafantariny ahy.”
 
 -