Matio 5:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Miezaha foana hirary soa an’izay manenjika anareo.+ Miezaha hirary soa fa aza manozona.+