-
Genesisy 19:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tonga tao Sodoma ireo anjely roa rehefa harivariva. Nipetraka teo am-bavahadin’i Sodoma i Lota tamin’izay. Rehefa nahita azy roa lahy i Lota, dia nitsangana hitsena azy ka niankohoka tamin’ny tany.+
-
-
Genesisy 19:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nisisika ihany anefa i Lota, ka niaraka taminy nankany an-tranony izy ireo. Ary nanao sakafo be ho azy ireo izy, sady nanao mofo tsy misy lalivay. Dia nihinana izy ireo.
-