-
Genesisy 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tatỳ aoriana, dia henon’izy mivady ny feon’i Jehovah Andriamanitra, rehefa nandehandeha tao amin’ilay zaridaina Andriamanitra, tokotokony ho tamin’ny fotoana nisian’ny tsio-drivotra malefaka. Dia niafina tany ambadiky ny hazo tao amin’ny zaridaina izy ireo mba tsy ho hitan’i Jehovah Andriamanitra.
-
-
Asan’ny Apostoly 5:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy i Petera taminy: “Hono ho’aho, izay ve no vidiny nivarotanareo an’ilay tany?” Ary hoy izy: “Ie, izay!”
-