Salamo 102:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa lavenona no hohaniko toy ny mofo,+Ary mifangaro ranomaso ny zavatra sotroiko,+10 Satria tezitra sy sosotra ianao,Fa ningainao aho dia narianao.
9 Fa lavenona no hohaniko toy ny mofo,+Ary mifangaro ranomaso ny zavatra sotroiko,+10 Satria tezitra sy sosotra ianao,Fa ningainao aho dia narianao.