Matio 12:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ry taranaky ny bibilava misy poizina,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo aza ratsy fanahy? Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+ Lioka 6:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
34 Ry taranaky ny bibilava misy poizina,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo aza ratsy fanahy? Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+